| Entry | 1 mikotringa |
| Root | 2 kotringa |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandringa, tsy marim-pamindra fa miavo miiva.
5 kely ila. [1.1] |
| Synonyms | 6 kolepaka, kotrefa, kotrefaka, kotrepaka, kotrifa, mandringa, mikolepaka, mikotrifa, mitolila, mitolitsika, tolitsika, tsapika |
| Anagrams | 7 mangotriky, 8 mikotringa |
| Updated on 2025/10/31 |
|