|
|
|
|

Entry (1/3)1  ringa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Fandeha (olona) na fipetraka (zavatra) mitongilana, tsy marina na mahitsy tsara, tolitsika [1.1]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Nouns :

Entry (2/3)10  ringa
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12 Toerana fanaovana ady totohondry, na rehefa mety ho ady kilalao samihafa: Miakatra ringa [1.1]
13 [Antesaka] tolona (ady)
14 mangahazo (kilalao) [1.78]
15 [Bara] tolona kilalao (amin'ny samy olona) [1.78]
16 [Tanosy] tolona [1.78]
17 [Bara] Tolona fanaon' ny Bara manaraka izao fitsipika izao: tsy voalaza resy raha tsy mianjera ka mitehika amin' ny tany ny soroka roa [1.1]
Vocabulary  18  Game 19  Sports

Entry (3/3)20  ringa
Part of speech  21  noun
Explanations in French  22 [Sakalava] (Probablement de ringa : action de s'élever sur la pointe des pieds ; allusion à la cueillette des fruits qu'on ramasse pour préparer de l'huile). Hildegardia erythrosiphon subvar. ankazoabensis (Arènes ) Arènes (Malvaceae). Réf. Service Forestier 3924. Voir aussi aboringa. [1.196]
Vocabulary  23  Botany
Scientific name 

Anagrams  25 rangy, ringa

Updated on 2026/02/04