Entry mandimandina (mandina)
Part of speech adjective
Malagasy definition Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandimandin' ny tsemboka ny tarehiny
¶ Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Mitovy hevitra: malaholaho ~ malamalama ~ malambolambo ~ malandilandy ~ mamirapiratra ~ mangilatra ~ mangilohilo ~ mihilontrilona ~ mihilotrilotra ~ mililotra ~ minendonendo [Rajemisa 1985]
French definition [duplicatif] [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms mandina
Examples 
1Mandimandina ery ny vilany; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 13]
2Maitso mavana ny voahary ary mandimandina avokoa izay tazanina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 92]
Quotes 

2017/04/18