Entry malaholaho (laholaho)
Part of speech adjective
Malagasy definition Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaholaho izany [Rajemisa 1985]
Synonyms malaho

Entry malaholaho (laholaho)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza olona madinika mason-koditra, malefaka toy ny volon' akondro [Rajemisa 1985]
French definition qui a la peau fine, veloutée et luisante; qui a le teint fin et luisant avec une couleur jaunâtre ou olivâtre [Abinal 1888]

Entry malaholaho (laholaho)
Part of speech adjective
Malagasy definition Reraka dia reraka efa ambavahoana [Rajemisa 1985]

Updated on 2013/03/08