Entry mandina
Part of speech adjective
Malagasy definition Malamalama ary toa mamirapiratra amin' ny fijery azy toy ny nohosorana menaka, tsy mangavoka, mangirana ohatra ny misy menaka: Mandin' ny tsemboka ny tarehiny
¶ Miadana, sambatra, velom-pinaritra
Mitovy hevitra: malaholaho ~ malamalama ~ malambolambo ~ malandilandy ~ mamirapiratra ~ mangilatra ~ mangilohilo ~ mihilontrilona ~ mihilotrilotra ~ mililotra ~ minendonendo [Rajemisa 1985]
Derivations 
Synonyms mandimandina
Quotes 

Entry mandina (dina)
Part of speech active verb
English definition  [Provincial] to cut a piece off [Richardson 1885]
Morphology 
mandina
nandina
handina

2013/03/28