|
|
|
|

Entry1  malamalama
Root  2 lamalama
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Tsy misy marokoroko na maraorao; malambolambo:
5 Malamalama ny lohan' ity zaza itỳ [1.1]
Examples  6  Vato fohifohy malamalama izay no teo. [1.437#]
7  manify dia manify izy io ary efa niasa ela teto ka nanjary malamalama. [2.436#]

Updated on 2025/11/17