Entry mangilohilo (hilohilo)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Bezanozano] mamirapiratra [Rakotosaona 1972]
   Malamalama sady mangirana mililotra mamiratra (fiteny indrindra amin' ny zavatra mainty na manopy mainty): Mangilohilo izany volonao izany [Rajemisa 1985]

Updated on 2013/04/02