Entry manasina (hasina)
Part of speech active verb
Malagasy definition manamasina dia fampiasa amin' ny fanehoam-panajanasy fankatoavanany Andriamanjaka amin' ny fanolorana fanomezana ho azy: avy manasina Andriana amin' ny volatsivaky izahay tompoko! [Ravelojaona 1937]
  [Bezanozano] manaja [Rakotosaona 1972]
 manolotra ny hasina ho fankatoavana ny maha-Andriamanjaka: Manamasina anao amin' itỳ vola tsy vaky itỳ izahay olom-pehezinao [Rajemisa 1985]
English definition to present the hasina. [Richardson 1885]
French definition faire le hasina, offrir le hasina [Abinal 1888]
Morphology 
manasina
nanasina
hanasina
manana
Examples Fantatr' I Lidy tamin' ny fahitàny, indray alina iny, fa manasina sy milalao fanafody amin' ny fomba silamo, Ramanambeloma mivady. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 161]

Entry manasina (hasina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manome hery, manamasina [Rajemisa 1985]
French definition donner une vertu, consacrer, bénir [Abinal 1888]
Morphology 
manasina
nanasina
hanasina
manasìna

Entry manasina (hasina)
Part of speech active verb
Malagasy definition manolona mba ho tonga kofehy: Manasina foly
¶ manakivilivily; mandrotsirotsy: Manasina zaza voky loatra [Rajemisa 1985]
English definition to rock a child as in voahasina [Richardson 1885]
French definition tordre, bercer [Abinal 1888]
Morphology 
manasina
nanasina
hanasina
manana

Entry manasìna (hasina)
Part of speech imperative of active verb manasina [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2015/04/04