|
|
|
|

Entry1  mpimasy
Root  2 masy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 mpanao fanafody, mpanasitrana. [Sihanaka] [1.78]
5 Olona sady mitsabo no manao sikidy. [1.1]
Explanations in English  6 a medicine man, a diviner. [1.7]
Explanations in French  7 devin. [1.3#436, 1.8]
8 (de hasina : propriété mystérieuse qu'ont les plantes de guérir ou de faire mourir). C'est le spécialiste du traitement par les plantes. Souvent improprement appelé « sorcier » par les Européens. Souvent confondu aussi avec le mpanandro, le mpisikidy, etc.. [Merina] [1.196]
Examples  9  Fito lahy ny mpimasy, mifanakaiky toerana. [2.472#]
10  Indro tonga ny mpimasy 'zay hanolotra ny sorona; [2.1022#]
11  ka ireo mpimasy sy mpanjaka dia azony hanaiky an' i Frantsa. [2.113#]
12  Amin' ny vohitra maro, mihamahazo vahana ny mpisikidy sy ny mpimasy. [2.472]
Vocabulary  13  Health
Analogs  14  ombiasa
Proverbs  15  Proverbs containing that word

Anagrams  16 mampisy, 17 misampy, 18 mpimasy

Updated on 2025/11/02