Entry malina
Part of speech adjective
Malagasy definition Mitsinjo ny ho avy ka misoroka ny loza na fahavoazana mety hihatra: Lehilahy malina Rakoto ka mitondra elo izy isaky ny ny mivoaka raha fahavaratra
¶ Mitandrina fatratra: Aoka ho malina amin' ny teny sy ny ataonao ianao. [Rajemisa 1985]
English definition sober, prudent, circumspect [Hallanger 1973]
French definition sobre, prudent [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
malìna
Quotes 

Entry malìna (malina)
Part of speech imperative of active verb malina [full list]
French definition soyez prudent [Abinal 1888]

2012/09/06