Entry fahamalina (malina)
Part of speech noun
Malagasy definition Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny fahamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy [Rajemisa 1985]
Synonyms hamalina

2010/05/19