Entry hamalinana (malina)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao [Rajemisa 1985]
Synonyms fahamalinana

Updated on 2009/02/23