| Entry | 1 hamalina |
| Root | 2 malina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny olona malina, izany hoe mitsinjo ny ho avy ka mitandrina tsara: Raha tsy ny hamalin' io vehivavy io, maty tao daholo izy mianakavy
[1.1] |
| Synonyms | 5 fahamalina |
| Anagrams | 6 halimana, hamalina, 7 lamahina, 8 mahalany, 9 mahalina, 10 manilaha, 11 mihalana, mihalàna, 12 namalahy |
| Updated on 2025/11/27 |
|