| Entry | 1 fahamalinana |
| Root | 2 malina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny olona malina, izany hoe manao na mandeha amim-pitandremana ka manao toy ny dian-tana: jerena ny aloha, todihina ny ao aoriana. Fitsinjovana ny ho avy sy fisorohana ny loza na fahavoazana mety hihatra ka mahatonga hitandrina tsara: Fahamalinana ny mitondra elo amin' izao fahavaratra izao.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 carefulness, prudence.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 prudence, circonspection.
[1.8] |
| Synonyms | 7 hamalinana |
| Updated on 2025/09/12 |
|