|
|
|
|

Entry1  mahita volana alohan' ny biby
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mahita, volana, aloha, biby
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (ny andro roa voalohany ahatsinanan' ny volana dia noheverin' ny Ntaolo fa ny biby ihany no mbola mahita azy) ny olona tondroina amin' io teny io dia mety hiditra amin' ny sokajiny roa: na ireo heverina ho kinga sy mahay noho ny hafa na ireo miteniteny foana
Other spellings  5  mahitavolanaalohanihabiby

Updated on 2025/07/29