Entry biby
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana ilazana ny zavamananaina tsy manantsaina, raha faritana ankapobeny: Ny omby dia anisan' ny biby manampy betsaka ny olombelona [Rajemisa 1985]
 teny ilazana ireo biby ao amin'ny faritra lehibe iray [SLP 1986]
English definition an animal [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 an insect [Richardson 1885]
French definition animal [Hallanger 1974]
French definition faune [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word biby (1): Ambohidrabiby

Entry biby
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taimoro] angatra [Rakotosaona 1972]
English definition ¶ something extraordinary [Richardson 1885]
Vocabulary 

Entry biby
Part of speech noun
Malagasy definition Enti-milaza toetra ambany sy maharikoriko: Biby marina raha i Néron fa ny reny niteraka azy no nde halentiny any anaty rano [Rajemisa 1985]
English definition Fig. sensual. Beastly. [Swa. Biby, my lady, my mistress.] [Richardson 1885]
Analogues  fanahim-biby

Entry biby
Part of speech noun
English definition  [Provincial] in some provinces it is used in speaking of the petty king, and in others of the wives of such [Richardson 1885]
Compound words, titles, names 

Entry biby
Part of speech noun
English definition  [Merina] used of children in Imerina [Richardson 1885]

Entry biby
Part of speech noun
French definition  [Vezo] Affreux, énorme, grand, nombreux [Poirot & Santio: Vezo (takila B)]
Synonyms bibike

2017/05/23