Entry loaka
Part of speech noun
Malagasy definition Lavaka kely, hirika: Tsy fanao ny mijery amin' ny loaka amin' ny hidim-baravarana [Rajemisa 1985]
English definition hole through something [Hallanger 1973]
French definition trou [Hallanger 1974]
Synonyms hirika ~ lavaka ~ haroka
Compound words, titles, names 

Entry loaka
Part of speech adjective
French definition troué, percé [Abinal 1888]
Derivations 
Synonyms gorobaka ~ boroaka ~ borobaka ~ mangirana ~ mangobaka ~ robaka ~ tanteraka ~ trobaka ~ voatrabaka ~ voatrebika ~ voatrebona
Compound words, titles, names 
Toponymy Place names having the word loaka (3): Ambatoloaka, Andrangoloaka, Ankililoaka

2013/03/06