Entry robaka
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Loaka hatrany ambadika, tanteraka, gorobaka [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry robaka
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   [Sihanaka] rava, mianjera [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mianjera; midaraboka [Rakotosaona 1972]
Synonyms   roba

2010/01/10