Entry | fandoahana (loaka) | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Fanaovana loaka, lavaka [1.1] | ||
Explanations in English | The act of piercing; a tool for making holes [1.7] | ||
Explanations in French | Action de percer un trou; outil pour percer [1.8] | ||
Examples | Ataovy azo antoka ihany koa fa ny fitaovana fanaovana didim-poitra, fandoahana, tsindrona volamena, ary ny fomba nentim-paharazana toy ny fanasiana holatra, dia voadio tsara.
[2.424] | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2023/06/01 |