| Entry (1/3) | 1 gorobaka |
| Root | 2 robaka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Loaka tanteraka an-daniny sy an-daniny avy [1.1] |
| Explanations in English |
5 pierced through [1.7] |
| Explanations in French |
6 percé de part en part [1.3#200, 1.8] |
| Examples |
7 Notsindrotsindroniny tamin' ny sabatra ny rindrina ka gorobaka.
[2.649]
8 Ny andro amin' ny herinandro kosa dia toa izao: ny alahady andro mahery, ny alatsinainy andro mena, ny talata andro gorobaka, ny alarobia tsy miverina, ny alakamisy manantena hisy, ny zomà andro mainty, ny asabotsy andro mibontsina. [2.296] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/3) | 29 gorobaka |
| Part of speech | 30 adjective |
| Explanations in French |
31 prodigue [1.3#200] |
| Entry (3/3) | 32 gorobaka |
| Part of speech | 33 noun |
| Explanations in English |
34 deceit. See fitaka [1.2] |
| All compound words | 35 manao gorobaka |
| Updated on 2025/10/08 |
|