Entry | 1 loahana |
Root | 2 loaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Asiana loaka; asiana hirika, lavaka: Noloahan' ny voalavo ny tsihy [1.1] |
Explanations in English |
5 to have a hole made in it. cf.lavaka [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on troue [1.8] |
Examples |
7 Rehefa izany dia loahana intelo amin' ny lefona ny voatavo arivolahy.
[2.508#]
|
Morphology |
|
Anagrams | 12 ahalano, 13 aholaña, 14 analaho, 15 haolàña, 16 loahana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |