Entry fileovana (leo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran' olona na foko voafehin' ny lalàna iraisana na manaraka fomba iray: Iray fileovana ireo tanàna telo mifanakaiky ireo [1.1]
Explanations in English A préfecture, an administrative district [1.7]
Explanations in French Préfecture; district administratif [1.8]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/10/12