|
|
|
|

Entry1  tsy tia zava-boribory
Elementary words  2 tsy, 3 tia, 4 zavatra, 5 boribory
Part of speech  6  locution
Examples  7  "Leomboanana omaly, ka tsy tia zava-boribory intsony anefa", ary tsy azo inoana fa ho tanteraka marina izany fampanantenana izany. [4.27]

Updated on 2024/12/07