| Entry | 1 karama |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Vola amena ny olona miasa ho an' ny tena: ariary zato no karama nomeko azy niasa ny tanimbariko.
4 Vidin' ny asa atao: Dimy arivo no karamany isam-bolana. [1.1] |
| Explanations in English |
5 wages.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 salaire, traitement.
[1.8] |
| Examples |
7 Hoy izy mantsy ilay mpandoa karama.
[2.472#]
8 Be karama angamba, fa tsy maro mpanaja. [2.245#] 9 Niandry ny fisondrotan-karama ny mpiasa. [2.499#] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 40 falimpo, 41 fankasitrahana, 42 fihinanana, 43 fivelomana, 44 hasintanana, 45 kapoaka, 46 sakafo, 47 takalompatsavidimpihinanana, 48 tamby, 49 valinkasasarana, 50 vavavola, 51 vidinaina, 52 vidinjiro, 53 vidinkatsembohana |
| All compound words | 54 5 combinations of this word |
| Proverbs | 55 Proverbs containing that word |
| Article | 56 Randzavola: karama ao amin' ny Baiboly |
| Anagrams | 57 kamara, 58 karama, 59 makara, 60 Ramaka |
| Updated on 2025/11/09 |
|