| Entry | 1 fanakaramana |
| Root | 2 karama |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fakana olona hanao asa ho an' ny tena, izay omena vola amin' izany.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 L’action de louer, de prendre à gages, le motif, le temps, le prix, le salaire.
[1.3#312] |
| Examples |
6 Eny àry, dia hihena tsikelikely hatrany ny fanakaramana mpiasa tsy kinga saina, tsy mahay mamorona, tsy hentitra ary tsy mailaka.
[1.369#]
7 Ary ny fanaikena amin'ny fanakaramana sy ny fanofan-tany na trano, na ny mpiasa dia azo atao amin'ny taratasy hasiana sonia eo anatrehan'ny Lehibe manana fahefana sy ny Consul vavolombelona. [2.366#] |
| Other spellings | 8 fanaramana |
| Updated on 2025/09/12 |
|