|
|
|
|

Entry (1/2)1  falim-po
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  [falim-po] 3 faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra [1.1]
Synonyms  4 faly raviny, faly volony

Entry (2/2)5  falimpo
Elementary words  6 faly, 7 fo
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9 Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be [1.1]
Explanations in English  [falim-po] 10 A present for some favour, a gift. [1.2]
Explanations in French  [falim-po] 11 cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu [1.3]

Anagrams  falim-po, falimpo

Updated on 2025/11/21