Entry jery
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [Rajemisa 1985]
English definition   a look [Hallanger 1973]
French definition   regard [Hallanger 1974]
French definition   vue [SLP: Voambolana]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Analogy   jery ambany ~ jery ambony ~ jery andrirana ~ jery anoloana ~ jery an-tendro ~ jery fanao mahazatra ~ jery havanana ~ jery havia ~ jery ivoho ~ jery mitsitokotoko

Entry jery
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Mahafaly, Sihanaka] hevitra [Rakotosaona 1972]

Entry jery
Part of speech   noun
French definition   [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [David 1952 (takila S)]
Vocabulary  
Synonyms   sabery

Updated on 2017/08/03