|
|
|
|

Entry (1/2) 1  fijery
Root  2 jery
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mijery: Manao fijerin' adala io olona io [1.1]
Examples  5  Be no fijery io hofan-trano io; [2.59#211]
6  Ny fijery azy dia tsy tarehin' olon-doza [2.649#235]
7  Fomba fijery manana ny maha marina azy izay [2.606#8]
8  Ny tarehiny amam-bikany dia hafa no fijery azy [1.38#376]
9  Amin' izany dia hisy fijery vaovao momba ny Fokonolona [4.27]
Morphology 
10  Simple :
11  Prefixed :
Combinations  12  6 expressions, toponymes, etc... with that word
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2) 14  fijery
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16 [Bara] maso [1.78]

Updated on 2026/03/07