| Entry | 1 ajery |
| Root | 2 jery |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Entina mijery: Maso tezitra no najeriny ahy.
[1.1] |
| Examples |
5 Izaho amin' izany mena ohatra ny sakay, ny maso tsy sahy ajery olona, ny tanan-droa mamihina ao an-damosina ny lafi-pasoka natao sikim-bory.
[2.4#]
|
| Morphology |
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 11 ajery, 12 Jeria |
| Updated on 2025/11/02 |
|