|
|
|
|

Entry1  fijerena
Root  2 jery
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanopazana ny maso amin javatra na olona mba handinihana azy: Avy ety ambony havoana ety no fijerena ny tanàna...
5 Zavatra enti-mijery
6 Fandinihana, fitsapana, fizahana: ato no fijerena ny marary
7 Fangorahana: Fijerena ny kamboty sy ny mahantra [1.1]
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/02