Entry | jerena (jery) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ifantohan' ny maso: Jereo tsara ny lalana fa be lavadavaka Tandremana: Tsy jerenao tsara ny asanao ka manjary be diso Karakaraina: Tsy nojereny akory ilay zana-kavany kamboty [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be looked at [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on regarde [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word jerena | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |