|
|
|
|

Entry1  tsianaby
Elementary words  2  isika, 3  aby
Part of speech  4  adjective
Explanations in Malagasy  5  Isika rehetra. (Rehefa misy mievina dia hoy ny olona manatrika hoe: "Velona", ary hoy kosa ilay mievina hoe: "Tsianaby") [1.1]
Explanations in French  6  nous tous. Quand quelqu'un éternue, on lui dit "ela velona", vive longtemps. Il répond "tsianaby", (vivons) nous tous [1.3]

Updated on 2025/09/12