| Entry (1/2) | 1 haga |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 satroka be sofina: Mihelakelaka diakoa haga rota (Mihofahoa toa satro-drovitra).
[Betsileo]
[1.78] |
| Explanations in English |
4 a hat with a brim. (Prov.).
[Provincial]
[1.2] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/2) | 6 hagà |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Angano, zavatra tsinontsinona: Tsy milaza afa-tsy haga Rangahy io.
[1.1] |
| Explanations in English |
9 an amusing tale, a fable, a fiction, a figment. See angano, arira, tantara, hatsikana..
[1.2] |
| Explanations in French |
10 conte, sornettes.
[1.54] |
| Vocabulary | 11 Literature: (in general) |
| Analogs | 12 angano, 13 anjabobo, 14 anoano, 15 arira, 16 fasitara, 17 habobo, 18 karijo, 19 tantaravalamaty, 20 taria |
| Anagrams | 21 haga, hagà |
| Updated on 2025/11/09 |
|