| Entry | 1 mahafoy |
| Root | 2 foy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe
[1.1] |
| Explanations in English |
5 same as mamoy, but also used to express giving, as: mahafoy vola, liberal in giving money.
[1.2] 6 to be willing or able to give up [1.7] |
| Explanations in French |
7 Qui abandonne ou peut abandonner
[1.3#180] |
| Examples |
8 fa raha tsy hendry hianao, mora mahafoy aho;
[2.69#]
9 Tsy mahafoy vola hamidy takotra ka manta vary. [2.436#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 14 4 combinations of that word |
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 16 hamafio, mahafoy, 17 mahaofy, 18 mifahoa, 19 mifaoha |
| Updated on 2025/11/17 |
|