Entry afoy (foy)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   alana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Omena tanteraka, atao sorona: Nafoin' izany lehilahy izany hoan' ny tanindrazany ny ainy
¶ Tsy antenaina intsony: Nafoikony famantaranandroko very [Rajemisa 1985]
English translation   to be forsaken, to be abandoned, to be forgotten, as the dead. [Richardson 1885]
   to be given up [Hallanger 1973]
French translation   qu'on abandonne [Hallanger 1974]
Morphology  
afoy
afoiko
afoinao
afoiny
afointsika
afoinay
afoinareo
afoin'
afoin-
afoim-
nafoy
nafoiko
nafoinao
nafoiny
nafointsika
nafoinay
nafoinareo
nafoin'
nafoin-
nafoim-
hafoy
hafoiko
hafoinao
hafoiny
hafointsika
hafoinay
hafoinareo
hafoin'
hafoin-
hafoim-
afoizo
Quotes  

Updated on 2013/10/13