|
|
|
|

Entry1  fahafoizana
Part of speech  2  noun
Root  3  foy
Examples  4  [2.48] ary ny fahaizana ny dihy sy ny tsy fahafoizana ny tompony, no nanirian' Andrianampoinimerina
5  [2.996] Eny, ho hitan'ny maro amin'izao fahafoizana ataonareo izao fa olona voazaha toetra tokoa hianareo, ka hankalaza an'Andriamanitra izy noho ny fanoavanareo manaraka ny Evanjelin'ny Kristy, sy noho ny hatsoram-ponareo mampiombona azy sy ny olona rehetra aza amin'ny soanareo.
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :
All compound words 

Updated on 2025/09/10