| Entry (1/3) | 1 famoizana |
| Root | 2 foy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in English |
4 rejection, abandonment ; renunciation
[1.7] |
| Explanations in French |
5 L’action d’abandonner, de renoncer
6 Les souvenirs donnés aux défunts le matin du premier jour de l’an ou fandroana [1.3] 7 action de renoncer, de perdre [1.8] |
| Examples |
8 dia lasan'Andriamanitra nanao azy Rasoanorovelo, dia nihatra ny famoizana azy!
[2.59#]
|
| Vocabulary | 9 Emotions |
| All compound words | 10 2 combinations of this word |
| Entry (2/3) | 11 famoizana |
| Root | 12 foy |
| Part of speech | 13 noun |
| Explanations in Malagasy |
14 Fahavakisana vay, famoahana nana
[1.1] |
| Vocabulary | 15 Health |
| Entry (3/3) | 16 famoizana |
| Root | 17 foy |
| Part of speech | 18 noun |
| Explanations in Malagasy |
19 Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony
20 Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy 21 Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay [1.1] |
| Explanations in English |
22 Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse.
23 A charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc. 24 the last ceremonies performed for the dead. See afana [1.2] |
| Vocabulary | 25 Health 26 Beliefs |
| Updated on 2025/11/09 |
|