Entry | 1 fotorina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 fototra |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorina ny zanakazo vao ongotana Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorina ny raharaha alohan' ny hirosoana |
Morphology |
|
Other spellings | 9 fotorana |
Anagrams | 10 fionotra, 11 fotorina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |