|
|
|
|

Entry1  famotorana
Root  2 fototra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany: Tapa-bolana vao vita ny famotorana ireo voampanga mihoatra ny zato [1.1]
Explanations in French  5 l'action d'aller à la racine, les moyens [1.3#190]
Examples  6  Dia samy nanao famotorana ny roa tonta. [2.356]
7  Natao ny famotorana: tratra Rainitsarahoela. [2.298]

Anagrams  8 famorotana, 9 famotorana

Updated on 2025/10/07