|
|
|
|

Entry (1/2)1  fisahanana
Root  2 sahana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fiandraiketana, fiatrehana, famonjena asa na raharaha maro miaraka: Mbola iderako anao ny fisahananao ny asa sarotra iantsorohanao sy ny raharahan-tokantrano vonjenao samy irery [1.1]
Explanations in French  5 L’action de faire face à un travail [1.3#557]
Examples  6  Ny fisahanana ny asa aman-draharahan'ny mpanao gazety dia voalamina araka ny lalàna. [1.320#]
7  Amin' izany fandaminana izany, dia afaka mampihatra tanteraka ny fahefany ny Fanjakana amin' ny fisahanana irery ny andraikitra amin' ny fandaminana ny raharaham-pifidianana. [4.27#]

Entry (2/2)8  fisahañana
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10 fitsapana [Taimoro] [1.78]
11 fanoharana, fanandramana [Tanala] [1.78]

Anagrams  fisahañana, fisahanana

Updated on 2025/11/21