| Entry | 1 Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra |
| Subtitle | 2 Constitution de la quatrième République |
| Elementary words | 3 lalana, 4 fanorenana, 5 repoblika, 6 fahefatra |
| Part of speech | 7 name (book title) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
8 Savaranando
9 Lohateny I / Andaniny 1-6 : Feni-kevitra fototra 10 Lohateny II : Fahalalahana sy ny amin' ny zo aman' andraikitry ny olom-pirenena 11 Zana-dohateny I / Andaniny 7-16 : Zo aman' andraikitry ny isam-batan' olona sy ny zo politika 12 Zana-dohateny II / Andaniny 17-39 : Zo sy adidy momba ny toekarena sy sosialy ary koltoraly 13 Lohateny III / Andaniny 40-43 : Fandaminana ny fanjakana 14 Zana-dohateny I / Andaniny 44 : Mpanatanteraka 15 Toko 1 / Andaniny 45-62 : Filohan’ny Repoblika 16 Toko 2 / Andaniny 63-67 : Governemanta 17 Zana-dohateny II / Andaniny 68 : Mpanao lalana 18 Toko 1 / Andaniny 69-79 : Antenimierampirenena 19 Toko 1 / Andaniny 80-85 : Antenimierandoholona 20 Toko 1 / Andaniny 86-104 : fifandraisan' ny governemanta sy ny antenimiera 21 Zana-dohateny III / Andaniny 105 : Filankevitra ara-toekarena, ara-tsosialy ary ara-kolontsaina 22 Zana-dohateny IV : Fitsarana 23 Toko 1 / Andaniny 106-113 : fe-kevitra fototra 24 Toko 2 / Andaniny 114-120 : fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana 25 Toko 3 / Andaniny 121-130 : fitsarana tampony 26 Toko 4 / Andaniny 131-136 : fitsarana avo 27 Lohateny IV / Andaniny 137-138 : Fifanekena sy fifanarahana iraisam-pirenena 28 Lohateny V : Fandaminana ny fiadidiana ny lafin-tany 29 Zana-dohateny I / Andaniny 139-147 : Fepetra ankapobe 30 Zana-dohateny II : Rafitra 31 Toko 1 / Andaniny 148-152 : kaominina 32 Toko 2 / Andaniny 153-156 : faritra 33 Toko 2 / Andaniny 157-160 : faritany 34 Lohateny VI / Andaniny 161-163 : Fanitsiana ny lalàmpanorenana 35 Lohateny VII / Andaniny 164-168 : Fepetra tetezamita sy samihafa [1.320] |
| Author |
36 Fanjakana Malagasy |
| Publishings |
37 . Pages: 43. |
| Updated on 2026/04/21 |
|