|
|
|
|

Entry1  fitsapana
Root  2 tsapa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fikasihana amin' ny tanana: Ny fitsapana no ahalalan' ny olombelona ny momba ny hamafy na hafanan' ny zavatra iray
5 Fanandramana: Efa nanaovanao fitsapana ve etỳ masinina vao namboarinao ity?
6 Fijerena izay tena toetran' ny zavatra iray marina, fisedrana: Ny fanadinana tsy inona fa fitsapana ny fahaizan' ny mpianatra / Mahereza fa mety ho fitsapana avy amin' Andriamanitra ihany izao voina mahazo anao izao
7 Famangiana amin' ny fahoriana raha misy maty, famangiana mania, fanaladiana: Efa tonga nanao fitsapana teo ve ny fokonolona? [1.1]
Explanations in English  8 the act of touching; an experiment; the sense of feeling [1.7]
Explanations in French  9 action de toucher, de palper ; expérimentation ; le sens du toucher [1.8]
Vocabulary  10  Biology
Analogs  11  fahitana, 12  fanamboloana, 13  fandrenesana, 14  fitsiroana
All compound words  15  2 combinations of this word

Updated on 2025/11/09