Entry (1/3) | 1 fanoharana |
Root | 2 ohatra |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fandrefesana, famarana [Taimoro]
[1.78] 5 Fampitahana, fampitoviana: Efa hatry ny ela no nandrenesana ny fanoharana ny olo-mazoto miasa amin' ny vitsika / Nomeny fanoharona vitsivitsy izahay mba hahazoanay tsaratsara kokoa izay tiany holazaino Tantara tsy mivantana, fa ny biby na ny olona lazaina ao dia ohatra na sary amonosana ny tena izy: Moa mba henonao ilay fanoharana amin' ny zaza mpandany [1.1] 6 fomba filazan-javatra tsy mivantana an'ohatra [1.13] |
Explanations in English |
7 a parable [1.2, 1.7] 8 a comparison [1.2, 1.7] 9 a measure, the means of measuring, a figure of speech [1.2] |
Explanations in French |
10 parabole [1.8, 1.13] 11 comparaison [1.8] |
Examples |
12 Ary mianara ny fanoharana ny amin'ny aviavy
[2.996]
13 Ary ny ombalahy nangalan' Andrianampoinimerina fanoharana hoe: [2.48] 14 na dia ho babeko aza hoe fanoharana! [2.470] |
All compound words |
|
Article | 17 Randzavola: fanoharana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/3) | 18 fanoharana |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 fanandramana [1.13] |
Explanations in French |
21 essayage [1.13] |
All compound words |
|
Vocabulary | 24 Economy: clothing |
Entry (3/3) | 25 Fanoharana |
Elementary words | 26 fanoharana |
Part of speech | 27 name (book title) [Full list] |
Vocabulary | 28 Literature: books |
Author |
29 Rahidy Basilide |
Anagrams | 30 fanarohana, 31 Fanoharana, fanoharana, 32 fanorahana |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |