Entry | 1 fanandramana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 andrana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fampiasana zavatra vaovao vao namboarina mba ho fitsapana ny toetrany na ny fandehany 5 [1.13] asa fanaporofoana na fanamarinana na fampisongadinana fisehon-javatra iray |
Explanations in French |
6 [1.3#39] l'essai, l'expérience, l'épreuve, la dégustation 7 [1.13] expérience, expérimentation |
Examples |
8 [2.499#] Ny tenako no nanaovako fanandramana.
9 [2.356#] Santatra sy fanandramana aloha no hatao; 10 [2.4#] Aoka aho izay amin' ny tsapatsapa sy ny fanandramana. 11 [2.643#] Niseho ho mpandini-javatra sy sahisahy nanao fanandramana loatra izy io. |
All compound words |
|
Anagrams | 14 fanandramana, 15 fandramanana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |