| Entry | 1 filankevitra |
| Elementary words | 2filana, 3hevitra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-kevi-bahoaka ~ Filan-kevitra faratam-pon'ny tolom-piavotana.
[1.1] 6fikambanan' olona vitsivitsy tendrena na fidina hiara-mihevi-draharaha sy manapaka amin' ny fitantanana na ny mpitondra na ny filoha. [1.62#404] 7toerana atonina hanontanian-javatra rehefa misy manahirana na mahaliana. [1.64] |
| Explanations in French |
8accueil, renseignements.
[1.64] |
| Examples |
9 Mbola manohy ny asany ara-dalàna ve anefa io filankevitra io?
[4.27#]
10 Amin' izany izy, dia ampian' ny filankevitra Ambony momba ny Mpitsara izay izy no Filohany. [1.320#] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 13filan-kevitra |
| Updated on 2025/11/02 |
|