Entry fatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba ahafantarana ny haben' ny zavatra (ranona voan-javatra) amin' ny fanaovana azy ao anaty vata efa voamarika ho izao na izao ny habeny. Habe, habetsahana, raha zavatra tsy mba lanjaina na isaina, fa atao anaty vata efa famarana raikitra: Ataovy tsara fatra itỳ vary itỳ, à / Ohatrinona ny fatran' ny vary harotsaka, ry neny?
¶ Famarana: Manao ratsy fatra ianao izany lahy! [Rajemisa 1985]
English translation   a measure for solids and liquids. [Richardson 1885]
   any measure of capacity [Hallanger 1973]
French translation   mesure. [Tankarana] [David 1952 (takila F)]
   mesure de capacité [Hallanger 1974]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry fatra
Part of speech   Unspecified
English translation   [Richardson 1885]
Derivations  

Entry fatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   anaran-kazo, hazo manitra [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Entry fatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   kijana
¶ havoana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
French translation   collines offrant un pâturage [Antesaka] [Deschamps 1936]

Entry fatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   teny napetraka, hafatra [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2017/03/10