| Entry (1/2) | 1 afatra |
| Root | 2 fatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Jerena fatra, jerena habe: Afaro amin' ny sotro ny fanafody sotroinao
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be measured.
[1.2] |
| Explanations in French |
6 à mesurer, qu'on mesure, qu'on paie, qu'on fait payer
[1.3] |
| Examples |
7 Dia afatra indray ka very sasaka:
[2.48]
8 Lanjaina tsara izy ireny na afatra amin'ny kapoaka vao afangaro. [2.117] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 13 Proverbs containing that word |
| Entry (2/2) | 14 afatra |
| Part of speech | 15 noun |
| Explanations in Malagasy |
16 kiakiaka
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Explanations in English |
17 a piercing cry. See dradradradra
[Provincial]
[1.2] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 20 Sound |
| Anagrams | afatra, 21 tafara |
| Updated on 2025/11/17 |
|