|
|
|
|

Entry1  kijana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Toerana midadasika feno ahitra firaofan' ny omby any an' efitra: "Akanga saraky ny ala anie aho ka misento ny alan-tapia... Zanak' omby lavi-kijana, anaty toerana manavia.." (Fredy Rajaofera). [1.1]
4 tanimbilona vita-nanahary. [1.13]
Explanations in French  5 parc à boeufs dans la plaine.. [Tankarana] [1.19]
6 pâturage naturel. [1.13]
Examples  7  Nitobahan-tsakafo, toa nilanona, / Ny omby nimà, manim-bala na kijana, / Nefa voatery hiasa tsy an-kijanona; [2.576]
8  Na ny be omby an-kijana na ny tokana am-pahitra nitondra fangirifiriana tamin'i Lekodia sy niantoka io taviny mivozihitra io. [2.895]
Synonyms  9 kija
All compound words  10  8 combinations of this word
Proverbs  11  Proverbs containing that word

Anagrams  12 anjaky, 13 anjika, 14 Ikanja, 15 Jakina, 16 kajina, 17 kianja, Kianja, 18 kijana

Updated on 2025/11/09