Entry havoana (avo)
Part of speech   noun
Malagasy definition   tanety iva [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   Tendrombohitra tsy dia avo loatra: En [...]
Mitovy hevitra: bongon-tany ~ dongona ~ kiborin-tany ~ ongonongon-tany ~ tendrombohitra ~ tovon-tany ~ vohon-tany [full text in Rajemisa 1985]
English translation   a hill, an ascent, a mountain, hilly ground; also a tree. See abo, avo, tendrombohitra. [Richardson 1885]
   a high place, high ground [Hallanger 1973]
French translation   plateau, terre haute [Hallanger 1974]
Examples  
1Hitanao ve iry havoana kely hodidinin' ny ala iry? [Andriamalala: Taolambalo, page 15]
2Nitobianay ary ny havoana onenantsika ankehitriny. [Profita: Ranary, page 30]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/04/12