Entry fantaka
Part of speech noun
Malagasy definition Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin' ny tany mba hihazonana ny vody tenona, na hamatorana ny tady ifatoran' ny omby [Rajemisa 1985]
English definition a small stake for tying cords on, a peg, a pin; usually applied to the four stakes to which the warp frame is tied in weaving. [Richardson 1885]
French definition jalon, fiche, pieu d'alignement, les quatre pieux qui servent à raidir la chaîne lorsqu' on lisse [Abinal 1888]
Derivations 

Entry fantaka
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry fianakavian' ny volotsangana saingy izy marotsaka madinika kely toy ny bararata [Rajemisa 1985]
English definition a small bamboo used for hedges [Hallanger 1973]
French definition petit bambou ou roseau utilisé pour les haies [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Examples Tsontsorifako vero
folapolahiko fantaka
vazo tsy tianao va aho
no fohazinao mangoam-bodilanitra?
[Fox: Hainteny, number 246]
Quotes 

Entry fantaka
Part of speech noun
English definition a tall grass formerly used in the ceremony of circumcision. It is now used in making fishing nets, or rather baskets, called vovo and tandroho. Arundo madagascariensis, Kunth. [Richardson 1885]
French definition herbe haute dont la tige est comme un roseau. Arundo madagascariensis, Kunth. [Abinal 1888]
Vocabulary 
Scientific name Arundo madagascariensis
Compound words, titles, names 

Entry Fantaka
Part of speech name (anthroponym) [full list]
English definition the name of one of the chief idols formerly worshipped in Imerina. [Richardson 1885]
Vocabulary 
Other spellings 
Tables and plates The ancient idols
Examples 
1Zokin-tsampy i Fantaka. [Callet: Tantara, page 587]
2Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [Callet: Tantara, page 201]

2014/11/09